raha toa ianao - Syrius
raha toa ianao ka tia azy
kanefa nataony vazivazy
raha toa ianao ka nanantena
kanefa nolavina fa tsy noekena
raha toa ianao ka tena tia
kanefa novaliana tsia
raha toa ianao ka mbola hiandry
mino azy ho toky sy andry
adinoy ny anarany
fa tsy ianao no anjarany
SPICA
Hevitra mandeha
spicatantely (26/01/2012 13:21:41)
zah lo mahita hoe tsara le tononkalo e!