Aoka Ianao (tahirinjanahary)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Aoka ianao tsy hievintena ho very
Raha mahatsiaro tana ho irery
Aoka Ianao tsy hamoy foa
Na toa inona manjoa

Aoka inao tsy ho ory
Raha nisarah'olotiana
Aoka ianao ho tony
Eo anivom-pahoriana

Aoka ianao tsy ho kivy
Manefa ny adidy
Aoka ianao tsy hitomany
F'ady ny eto an-tany

Aoka ianao tsy halaina
Raha hifoha maraina
Aoka ianao tsy ho baikon'ny vola , harena
Fa ampiasa azy amimpahamendrehana

Aoka ianao hametraka ny rariny
Eo anivom-pihariana
Aoka ianao hiariana
Raha lavom-pihafiana

Aoka ianao hitoky amin'izy Ray
Mba tsy hananjavamam-panahy
Aoka ianao ho feno hafaliana
Ary hahatratra izay tanjona iriana
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
787 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : tahirinjanahary
Nampiditra : tahirinjanahary
Daty : 20/02/2015 10:25
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0102