izy no izy (thierry RAKOBONNE)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
izy ilay noheverina fa hadala ka olona be herim poho nefa tsy nalala izy ilay niteny fa tsisy nihaino satsia mbola rovintsa ankanjo sy be mpataloha izy ilay niaritsa ny seandra mpiainana nefa tsy sy nanampy nade kontsany tomany izy no izy lay efatafiaka ambo singy voasitona ka nidina ambany
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
609 1
Mpakafy: katuh
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : thierry RAKOBONNE
Nampiditra : katuh
Daty : 28/12/2017 14:25
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0147