You are here: home > Vetso

tendrim pitia - thierry RAKOBONNE

izay fa mipaka ilay tomgontsao eniko miazkazaka famindra any ambadimbady any  izay fa eniko ilay fonao mitem po fitia fa maika ny amonjy lay tinao sy ilay tia anao fa na takininina ny loko ny io lanintsa io de mbola amondry ny eo anilanao fa na iza na iza tsisy mavoasaraka antsika roa sa tendrim pitia

Sokajy : Fitiavana

Mombamomba

Mpanoratra : thierry RAKOBONNE

Nampiditra : katuh
Daty : 12/01/2018
Mpamangy : 94
Mankafy : 0
Ankafizo

Tononkalo hafa

izy no izy

Hametraka hevitra

Midira aloha