SOKITRA MAINTY (Poezita)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
SOKITRA MAINTY

Dia mbola firazanana?
efi-dranomasimbe tsy hiavanana!
Izay mety fihodirana?
Aza ti manao fijery mitongilana!

Ianao tavaratra,mpiavin'ny tatsinanana
Firenen'ny tandrefana ka mandavo ilay tsy manana!
Manana ny firehan-kevitra ijorony
Fotsy,mena...Ny azy n'lokon'ny fony!

F'izaho tatsimo!Silaky ny aloka!
Sao ianao tsy mino,f'izaho mainty vakoka!
Sokitra mainty,menaky ny alina!
Raiso namana aho,f'ilay fitiavan-droa : aleko malina

Poezita:Thélo
--------
Rohy:
836 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Poezita
Nampiditra : Thelo
Daty : 06/05/2019 12:29
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0098