hitomany aho satria....(tohiny) (tianarakotoarimalala)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Dia hitomany aho satria..ilay masonao baliaka. toa tsy afaka ato antsaiko. satry foana tiako ho hita. Dia ny anaranao sisa ,no mba hany fiononako. rehefa tonga ny alahelo,sy ny tsiaro-mpanembonako. ilay sarinao ho tehiriziko hantrany . Vonona aho hanaja anao,mandra-pialako eto antany. (tapitra)
--------
Rohy:
892 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : tianarakotoarimalala
Nampiditra : tianarakotoarimalala
Daty : 16/10/2014 12:40
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135