o! ra-havako (TOAVINA)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mahandrasa kely foana
fa kely sisa ny fotoana
mahandrasa kely foana ra-havako
fa tsy maintsy azonao ny fitiavako
Ra-havako moa mba tsapanao
ny tsy haritro aminao
mahandrasa fa ho lazaiko zao de zao
Ra-havako ndraso fa lazaiko anao
ilay tsy haritro aminao ka henoy tsara aho
ity maso mangirangirana
ity tsikinao rehefa mirana
Raha mba tsapanao mantsy ra-havako
ny faredaredan'ny fitiavako
enao no tena tiko
sady efa niriko
Ataoko tony vatosoa
ny fiarahan-tsika roa
tena tiko enao
ary mino aho fa enao koa toa izaho
--------
Rohy:
1662 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : TOAVINA
Nampiditra : sofina02
Daty : 15/02/2006 09:44
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0095