You are here: home > Vetso

Tsiaro anao - Ny tohaina

Ataoko fahatsiarovana anao ny androany
Averiko tsaroina ny tsiky sy tomany
Velomiko eto indray ny fiainana taloha
Fohaziko ny lasa , fohaziko avokoa

Penina Misioka
(Tohaina)

Sokajy : TSIARO

Hametraka hevitra

Midira aloha