You are here: home > Vetso

Samihafa - TRANIHA

Be reo fahavalo nisakana ny lalako
Maro ny tsy tia, ny tenako ankahalainy
Vao nierika aho dia antsy ny teo ilanivohoko
Saingy izao no tsy hainy,
Namboarin'Andriamanitra manokana ny vatako
Ny foko tsy ao antratrako, ....
Fa eo ampelatanako.

Traniha
08/02/2018
(Ils ont visé le côté gauche de ma poitrine, mais en vain
J'ai un défaut d'anatomie, je porte mon cœur sur mes mains)

Sokajy : Aingam-panahy

Mombamomba

Mpanoratra : TRANIHA


Nampiditra : Traniha
Daty : 09/02/2018
Mpamangy : 89
Mankafy : 0
Ankafizo

Tononkalo hafa

Ny fitsaran'ny tany
Valin-kafatra ho an'i Rado

Hametraka hevitra

Midira aloha