You are here: home > Vetso

TSY NAMPOIZINA - Tsilaitra

TSY NAMPOIZINA

Teny toa mananihany
Tany ho any
Zay natao.
Teny vazivazy koa
Kanefa nampifoha
Ny fonao

Ka nanintona avy hatrany
Mba ho tamy
Dia hifahatra.
Saingy indrisy tojo adala
Mpanadala
Dia nanjahatra

TSILAITRA, 10/03/99

Hevitra mandeha

mitsoa (08/12/2012 12:20:55)

nahona re no tojo adala e?

Hametraka hevitra

Midira aloha