You are here: home > Vetso

VAVAKA - Tsilaitra

Ry Raiko,
Ampio ny  zanakao fa aza avela hitalaho
Toroy saina hendry ho am'lalana voatendry
Tolory Ilay Fitia fa aza avelanao hania

Ry Raiko,
Aoka mba ho re ny vahoaka marobe
Toroy ny lalamarina ahafahany miarina
Tolory Fahendrena amonjeny Firenena

Tsilaitra, Jiona 2012

Sokajy : Tanindrazana

Hametraka hevitra

Midira aloha