You are here: home > Vetso

Mitoera fahafahana - Tsirison Barnal

Efa ela izay no naniriany
Tsy fidiny ny fifaliany
Ambony hazo tsy misy ravina

Nandalo teto avokoa
Ny tsindry hazo lena
Ny lena ambony hazo
Hazo fahefana
Nandrendrika an-drano

Ka ho anareo izay mivalo
Ho anareo izay mba manana
Aza avela ho sempotra
Ny fahafahana

Sokajy : fanantenana

Mombamomba

Mpanoratra : Tsirison Barnal

Nampiditra : ramanant
Daty : 20/07/2004
Mpamangy : 1101
Mankafy : 1
Ankafizo

Hametraka hevitra

Midira aloha