EFA TARA VE? - TSY RENDRIKA Spica

Mpanoratra : TSY RENDRIKA Spica
Nampiditra : spicatantely
Daty : 30/01/2012
Mpamangy : 252
Isa : 5
Fidio :







Mbola ao ihany ve ry tiako ilay fitiavanao fahiny
ilay nilaozako nilefa moa ve tavela ankehitriny
mba miangavy avelao mitalaho aza tsiny
raha toa ka mbola azo atao omeo ahy ny fonao iny
             efa tara ve ry tiako ilay fahatsiarovantenako
             efa lasanolonkafa ve sanatria ily toerako
            ireo rehetra izay nataoko dia ifonako anenenako
             hatra@ilay fitiavanao tsy mba tratry ny fitserako
mbola miangavy ihany aho
avelao famitalaho
omeo ahy ny fonao
raha azo atao
tiako ianao

Sokajy : Fitiavana

Hevitra mandeha

finih (10/02/2012 07:03:56)

mitalao be koa enao zany a

gemaS (20/02/2012 14:44:47)

misy tina andefasana le tononkalo v sa mb 1spiraka mi1ga oaz ftsn zan!!?

spicatantely (04/03/2012 17:43:54)

ty tnkl ty lo ts miatr@ko e! nisy namako zay fotsn nanoratr tnkl oe tsy ho anao ny foko de oy iz oe ra njy no mamal an'io de an?de nanoratr an'in a de tian mpiaramianatr@nay le iz de zay

Hametraka hevitra

Midira aloha