FITIA VOARARA Fiz 11 (vals cristian)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
lny alina mangina
No nahatsapako ahy hoe sambatra
Nahitako fifaliana
Satria ilay olon
droa no hitambatra
Natambatry ny fitia indray
Na dia efa norarana Aza
Ilay fo roa mitempo iray
Tsy nahatsiaro hoe efa rava
Fa tsy hifankafoy intsony
Sy hifankatia lalandava
Ary tsy hisaraka intsony
Na iza na iza hikasa handrava
Tsy dia nampoiziko loatra
lny zava niseho iny
F'ilay fitiavana nitroatra
Ka nanavao ilay fahiny
Adino avokoa ireo sakana
Sy reo hafa ihany koa
Fa tsy hisy hahasakana
Na haharara anay roa
...Mbola tsy tapitra
vals Natiora
--------
Rohy:
Sokajy : fisarahana
1294 2
Mpakafy: valiis - miartiana
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0158