FITIA VOARARA Fiz1 (vals cristian)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Fanazavana fohy azafady . Tanora roa vao nanomboka nifankatia i Niaina tovovavy sy i Nilaina tovolahy ,mpiara mianatra izy roa kely . Vao niandoha anefa ny fiarahan izy dia noraran ny ray aman-dreniny i Niaina tsy hiaraka @ i Niaina . Taorian izay dia nolazain i Niaina tamin i Nilaina fa tsy maintsy ho faranana ny fiarahany .Tsapan NIAINA ho mafy ny fahorian i NILAINA taorian izay ka nanoratra taratasy ho azy izy . Araho ary e :
" Raha ho farananana dia izao no angatahiko
Aza raisina ho toy ny fahavalo re ny tenako
Adinoy aho ary fafao ny fitiavako
Fa tsy fidiny ho ahy ary tena nanenenako
Ny nampijaly anao hatrizay
Ka mbola nitohy hatramin izao
Dia ilay hira TSY HO AHY
No atolotro ho anao
Tsarovy fa tia , tia anao foana
Tsy mba hanadino anao raho mbola misy ny fotoana
Izay hiainako sy ahavelomako eto an tany
Fa eto aho ,mbola hitia anao hatrany

Raha toizana kosa dia izao
Aoka mba hiafina ho ahy sy ianao
Sao mantsy hisy hahatsikaritra
Isika roa raha mifanatitra
...
--------
Rohy:
Sokajy : Fisarahana
1464 2
Mpakafy: valiis - miartiana
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0148