Noho ny AMINAO (Vonjisoa ANDJANIRINA (RNMv))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Noho ny aminao tsy maintsy aho hoe mangiana
Noho ny aminao dia ts'isy fifaliana
Ny aminao ihany no mbola iaretako

Hangiana aho tsy hiteny ka hitady hery
Fa kely sy malemy mihoatra ny mahery
Resin'ny talaho ka mahay mamela heloka
Satria ts'isy lavorary fa samy mbola meloka

Noho ny aminao ts'maintsy miaritra ah
Amin'alahelo sy ny fahoriampanahy
Hangiana aho tsy teny fa nahoana indrisy
Satria ny toa anay moa mitovy amin'ny moa mitovy amin'ny tsy misy

Raha azoko natao ny nandao anao
Naleoko dia nandeha nitady aina vao
Tsy maninona iafiako raha ilay kely teo
Satria mbola be noho iny no iainako raveo
--------
Rohy:
755 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.015