You are here: home > Vetso

Rehefa mitafa aza asiana - Vonjisoa Andjanirina

Rehefa mitafa aza asiana alahelo
Na manoratra diary mba ho fahatsiarovana
F'izany dia tsara raha atao fifaliana
Dia tsy ho ravan'ny taompahalovana

Hametraka hevitra

Midira aloha