You are here: home > Vetso

Dindo - zazah

Raha ny fitia indrindra,
izay efa miorim-paka,
no iniana afindra,
alaina amin'ny toerany;
tsy misy hahazaka
ny ngidin'ny ratra
sy holatra havelany.

Sokajy : tononkalo fohy

Hametraka hevitra

Midira aloha