TSY HO EFAKO (Zo Sitrakiniavo)

Nantsain'i
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
TSY HO EFAKO

Tsy ho efako ny handrara
ny masonao tsy hitopy
amin’ny laingon’hamanjana
mamelana eny ho eny


…fa fotsiny aho mitoky
amin’ny vavanao miteny
fa ampoka fitia

mahita hasambarana
amin’ny fatotra sy gia!

ZO SITRAKINIAVO
01/06/2015

--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1043 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Zo Sitrakiniavo
Nampiditra : zo2
Daty : 13/10/2015 12:36
Antsantononkalo
Nantsain'i
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138