You are here: home > Vetso

Vetso - Zokirivo

Apetrako ho fahatsiarovana,
raha toa ho avy tsy hay fefena ilay fetrako
ho amin'ny fahalovana.

Apetrako ihany mba ho tsiahy,
sy mba hanembonanao, fa efa nisy izy ' zay
ary angamba mbola hitahy

Ireto vetson'ny fanahy sy izay tao ampoko tao,
nomena ahy mba hilazako ny fitiavana aminao

Sokajy : Aingam-panahy

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : Zokirivo

Nampiditra : Zoukrivo
Daty : 07/05/2011
Mpamangy : 1286
Mankafy : 0