Hasiana feo?
Manomboka misy feo ny tononkalo sasany eto amin'ny vetso.serasera.org. Raha toa ka tianao hasiana feo na hovakiana ny tononkalo iray dia misy fomba roa azonao isafidianana
- Azonao atao ny fandraisam-peo dia alefanao aty aminay amin'ny email rehefa avy eo ny tononkalo vita. Ny adiresy dia vetso@serasera.org
- Azonao atao koa ny mangataka aminay ny hamakiana azy. Alefaso aty aminay amin'ny email vetso@serasera.org ny lohateny sy ny mpanoratra.
- Ireo tononkalo efa vita vaky dia azonao jerena ao amin'ny http://vetso.serasera.org/vetso/audio