Nampiditra : antsa tononkalo.R
Daty : 29/01/2016 20:19
Nijery : 5818
Tononkalo: 55 Jereo eto
Mankafy : 3 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

Antsa tononkalo.R

Antsa Rasahobiarinjaka,

Fantatra amin'ny solonanarana:
Antsa tononkalo.R na A T.R eo amin'ny sehatry ny literatiora malagasy.

Poeta ny vanim-potoana ankehitriny, nanomboka nanoratra ny taona 2014 anisany voarangotra tamin'izany ilay tononkalo nitondra ny lohateny hoe: "Lasaka an-Embona"
•Ny tarakevitra zohina dia ny tontolon'ny Fitiavana ary ny Embona sy hanina"

Ireo tononkalo nanamarika indrindra:
_Tsy mbola mety tiako.
_Raha lavitra Azy?
_Antsan'ny manina,
_Veloma hoy ny foko!
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/antsa-tononkalo.r
Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0154