Nampiditra : Miits5iky
Daty : 30/10/2017 17:58
Nijery : 1011
Tononkalo: 5 Jereo eto
Mankafy : 1 Ankafizo
Hampiditra tononkalo

H.Nirina

Tanora, mpanoratra tanin-kétsan'ny poezia malagasy.
Tia miventy ny Fitiavan-tanindrazana ary azo lazaina ho Mahery fo amin'ny fanandratana ny Kanto malagasy, ny fanindrahindrana ny tenindrazana ary ny fanomezana hasina ny tanindrazana.
Manana ny Loko mampiavaka azy manokana izy: tia mampiasa kisarisary izay izy ao anatin'ny tononkalony. Tsy mijanona amin'ny Fitiavan-tanindrazana ihany anefa ny lohahevitra ijoroan'ny asa sorany fa mivelatra amin'ny lohahevitra maro toy ny Fitiavana, embona, fisarahana, tontolo iainana, fiarahamonina...
Rohy: https://vetso.serasera.org/mpanoratra/h.nirina
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hevitra farany

Mbola tsy misy hevitra

Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.014