ILAY FO TOKANA (AHY)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Moa mb fatatrao tokoa
Ilay foko mizara roa
Feno tsiky ihany koa
Tsy manam-paharoa

Ilay fo tia anao
Efa ela ka hatramizao
F menatra ah ny ambar
Lay fitiavana lasa adala

Ventsoventso sis atao
Manonofy mitalaho
Fa tiko mants rah enw
Lasa vadiko ao afara ao

Misedr olan isan'andro
Na marain n atoandro
Ts mis miditr an-doha
Fa enw n at am-poko

Vo mahit anw d mazoto
D midoboka ny foko
Stri enw lay 1am-pitia
Omek n fok at an-kavia

Isan'andr mieritreritra
Manontany mierikerika
Tianw zah sa ahoana
Rah ts marin aleok misaon
--------
Rohy:
1791 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : AHY
Nampiditra : andrian17
Daty : 25/03/2017 03:18
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0104