tsy mety ho fay! - ainga fitia
Azo vakiana?
ny fitiavako efa natory
izay ninia nifoha indray
no injany mampahory
mamela ratra mahamay!
'lay foko kely efa naratra:
ferena sy nahamaivay,
toa lasa minia mizatra
mitia mangina indray!
AINGA FITIA
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : ainga fitia
Nampiditra : miangaly3Daty : 10/08/2018
Mpamangy : 627
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
miandry anao!hetahetan'ny fo!
iny hatsarany iny!