You are here: home > Vetso

maminko ianao - Aino

Azo vakiana?

Volon-andro feno alahelo
No any nandaozako anao
Dia teny iray no tao anatiko tao
Ho ao aminko ho mandrakizay ianao

Fatatrao mantsy,
Fa tsy sitrako ny andao anao
Ireo embona sy ainga raha tsy eo anilanao
Toman’alaelo faona no ao ampoko ao
Raha toa sendra lavitranao.

Ny tomaniko anefa,Raha indro andao anao
Nefa kosa tsy mba kivy raha ny ampitso
Satsia any andro iray,
Mbola hiverin’eto indray
Ary hitohetra ho mandrakizay.

Sokajy : embona, Tanindrazana

Hametraka hevitra

Midira aloha