Be ny maso mifanena kisen - Aloky Ny Lasa
Azo vakiana?
Be ny maso mifanena
kisendrasendra tsy natao,
fa misy jery mahajambena
ka maharesy tsotra izao.
ALOKY NY LASA
Mombamomba
Mpanoratra : Aloky Ny Lasa
Nampiditra : 9248Daty : 20/06/2017
Mpamangy : 984
Mankafy : 1
Tononkalo hafa
Impiry...?Impiry re mitia vao mahit
Etoana aho malala mitoetr