DADA (ANDRIANAIVO PAUL )

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Dada o tsy zakako,
Ny ahita anao anaty famoizam-po,
Tsy ho zakako satria mafy anie,
'Zany very any amin'ny afobe.
--------
Rohy:
1631 1
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : ANDRIANAIVO PAUL
Nampiditra : andrinaivopaul2016
Daty : 17/01/2017 18:47
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0109