FAHATSIAROVANA - ANDRIANAIVO PAUL
Enga anie ireo fahatsiarovana,
'Zay tinambatra ho sary,
Nieren'ny fahalovana,
Mba hiraikitra ho diary..!
Ka ny sento sy alahelo,
Nampitondra fiafiana,
Nahalasam-belovelo,
Dia hiofo ho fifaliana..!
Sokajy :
Aingam-panahy, Alahelo, embona, Eritreritra mandalo, Fahatsiarovana, Fiononana, zary souvenir sisa!
Hevitra mandeha
andrinaivopaul2016 (19/03/2017 16:06:46)
Mombamomba
Mpanoratra : ANDRIANAIVO PAUL

Nampiditra : andrinaivopaul2016
Daty : 19/03/2017
Mpamangy : 1462
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
NY IANAONy Anjara
TENA FITIAVANA
TSIKY TOMANY
MON AMOUR
RAHA MATY AHO
TIAKO NOHO IANAO
INDRISY MANTSY
DADA
TSY HAIKO