You are here: home > Vetso

KIVAZIVAZY - ANDRIANAIVO PAUL

Azo vakiana?

Ataoko hoe adala nefa hendry ihany,
Ataoko hoe mivika nefa toa manampanahy,
Inona 'zany no hilazana azy?
Aleo ataoko hoe miala sakana..!

Hametraka hevitra

Midira aloha