Tahio ny taninay (Andrianiainasolo H.Mblolatiana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Zanahary o tahio ity taniko ity
'Zay anjakampitivatena
Fisolokiana hafetsena
Ireo mpotondra marobe
Omeo saina fahendrena
Dia hadrosomarina ary ity firenena

Dia hoverimaina ve
ny tolona nataonireo
Maritiora fahiny
aza odiana tsy hita izany
aoka isika tsy hifampiandry
Fa samy handray andraikitra avy
Tsy hitsitokotoko intsony
Fa ho iray ny fo sy saina

Izao no vavaka asandratra
Aminao ry Lay Nahary
Tahio re ny taninay
Zay rakotr'ady sy mijaly
--------
Rohy:
1229 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Andrianiainasolo H.Mblolatiana
Nampiditra : mbltina
Daty : 21/10/2004 12:52
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0095