Na dia ..... (Andriatsitohaina H. J L Detekitiva (detekitiva))

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Eny na dia efa hatrin'ny hela aza ny
Tsy ny fankahita
dia tsy maintsy hihaona isika
Na dia efa ela aza ny tsy mba nitafa
Ny fifankatiavana dia tsy voafafa
Na dia efa hatrin'ny ela aza ny tsy nifampiteny
Dia tsaroana foana ombeny ombeny
Na dia na dia tsy mifakafoy aza isika
Dia hinfakahita eny hifankahita
Ka tsy maintsy ho tafita
Na dia niady koa aza
Dia manao adin-jaza
Ka raha miady izao ora izao
Hifankatia afak'avao koa ianao
Na dia nifanejika aza izaho sy ianao
Dia avelako foana ianao
Nefa kosa tsy hangina izaho
Fa hitondra fianam-baovao
Eny Na dia , Na de
Ianao Mesie
Fa nade
Ianao ry Made
Dia ho tsara foana re!
Aza ariana fa tsy fantatra anie
--------
Rohy:
1752 0
Hevitra mandeha
Malalason ( 18/05/2005 07:08)
han! han! han!
ndrôôh, aza mikasam de aza manahelo fa mividiana 'Mosoara" hamafana lelo,
na de izany aza
mitrakà hatrany
fa mbola ho avy izy (tsy handeha intsony)
hitondra vatomamy ry B à!
snif! snif! ho!ho!ho!
detekitiva ( 18/05/2005 07:52)
Tsy mikasam anie aho fa mba maloahelo fotsiny ihany sady tsy mahafoy azt koa e!
Malalason ( 23/05/2005 10:56)
zany an! sao de fetsy?
Malalason ( 23/05/2005 10:59)
rehefa mahita an'i le hirain'ny T.Bruno any anjohy anefa mangala-pijery ery, han! han! aiza le ronono sa efa nomena an'i Riaka? mazoto e! de mirary soa Google tsy manadino
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Andriatsitohaina H. J L Detekitiva (detekitiva)
Nampiditra : detekitiva
Daty : 14/05/2005 13:30
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0117