You are here: home > Vetso

Andriniela

Rasolofoson Auguste Morasoa no tena anarany. Teraka tamin'ny 2O novambra 1991 tao Antsirabe. Tafiditra ho mpikambana tao amin'ny Faribolana Sandratra izy ny volana aprily 2O14 ary ny taona 2OO8 izy no tena nanomboka nanoratra ka nisafidy ny solonanarana Andriniela.

Hametraka hevitra

Midira aloha