You are here: home > Vetso

antra

Izaho ve! antra no solon'anarako
izany hoe notsoahana t@ anarako ihany io satria :Rasoanoronjafiantra no tena anarako
Mankamamy Tononkalo ary mpanoratra koa
Taona 81 no nanomboako nanoratra ary mazana tononkalom-pitiavana no tena manavanana ahy sy momba ny fiainana andavanandro. Tao anatin'ny UPM eto mahajanga aho saingy rava iny fa vao niforona vao tsy ela indray.mamorona hira ihany koa aho ary vonona ny hanome izany ho an'izay mitady sy mankafy
ary manantena fiaraha-miasa mavitrika.

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Nampiditra : bobone
Daty : 14/10/2005
Mpamangy : 1978
Mankafy : 0
Ankafizo