You are here: home > Vetso

Fahavaratra - Avoss jah

Azo vakiana?

Mandehana Anao
Fa Iao Tsy Mila Anao
Nopotehinao Ny Fitiavako
Ka Lasa Very Lalako
Iao Mba Nagnategna Anao
Ka Nefa Nofitahanao
Fitia Feno Tsy Noterena
No Natolotroko Anao
Ka Nefa Natakolanao Harena
Ilay Fitiavako Anao
Na Misy Ny Fisarana
Tsy Maha Rava Ny Fihavana

Hametraka hevitra

Midira aloha