You are here: home > Vetso

Mba Omeo - Avoss jah

Azo vakiana?

Mba Omeo Vola Sy Harena
Fa Mijaly Ny Tsy Manan_karena
Mba Omeo Trano Hialofana
Mba Omeo Bodifotsy Hirakofana
Mba Omeo Fiainana Tsara
Manakaiky Ny Fiainana Lafatra
Mba Te Ahita Ny Tsaratsara
Mba Ampiadana Ahy Tsara

Hametraka hevitra

Midira aloha