Zava_boary (Avoss jah)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mahay Zavatra Tokoa Andriamanitra
Nahary Ny Tany Sy Ny Lanitra
Ny Zavatra Rehetra Voaary
Dia Avy Amin' Njanahary
Ny Vorona Eny An_tsaha
Ny Voankazo, Ny Vary
Ny Olombelona Ihany Koa
Vitany Tokoa Izany Ary
Misaotra Anazy Tamin'ny Zava_boary
Satria, Tsapany Fa Tena Tsara Izany.
--------
Rohy:
872 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Avoss jah
Nampiditra : avoss Jah
Daty : 02/12/2017 08:46
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0142