TSIAHY - BANGOTOKANA
Azo vakiana?
Singan-draozy taho iray, no mba tsiahy sy tadidy
Raozy fotsy kely izay ,no mpapivetso ireo tadidy
Mandefa saina samy irery, eto asisin-dalana eto
Mihaino fo feno fery, no mba anjarako hatreto
Ô ry lasa ô, oviana indray, no hitambolona eto amiko
Ireo fiadanana hatrizay, anajaraka masoandroko izay mba mamiko
Fa lasa nofinofy zary jaly, no manajaka eto anio
Dobon’onja nilaozam-paly, nipaohan-driaka sy tadidio
Sokajy :
fiainana
Hevitra mandeha
mirananirina (28/08/2012 11:15:31)
Mombamomba
Mpanoratra : BANGOTOKANA

Nampiditra : BANGOTOKANA
Daty : 23/08/2012
Mpamangy : 1263
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Tsy misy lohan-tenyVONONA
TANTARA TSY VOAFAFA
ORANA
NY FITIA
LASY IRAY
VAVAKA HO AN'I OLON-TIAKO