Ianao mihitsy angamba no (Baraingo Valo)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ianao mihitsy angamba no dondrona sy adala
Raha toa tsy mahalala
Fa iny olona iny ange ka tsy tia anao akory e
Mba mitandrema ihany rehefa entiny matory
Fa ny iarahany aminao dia hanalàny sorisory
Hanalàny ny hamohamony
Sy izay hasosorany iainany any an-tranony
Kilalao fotsiny no tena tiany hatao
Fa tsy misy eritreriny te haka vady anao.

Baraingo Valo
in FAMINTINANA
--------
Rohy:
Sokajy : Namana - fananarana
903 1
Mpakafy: Inofy
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0141