Rehefa tiako loatra ny ol (Baraingo Valo)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Rehefa tiako loatra ny olona ankiray
Dia matetika tsy anjarako;
F'ilay tsy tiako indray
No indro mandondona an-tokonam-baravarako!

Baraingo Valo
in FAMINTINANA
--------
Rohy:
1025 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0098