IVO SOA AN'NY FIAINAKO - DotMG
Azo vakiana?
RENY, na tsy reniko aza
Ivo soa mpiahy ny fiainako
VADY tokana sahaza
Olon-tiana fitarainako
Sipa, namana, SAKAIZA
Olobe mpanolotsainako
ANABAVY tia, mpitaiza.
Sokajy :
Fitiavana
Mombamomba
Mpanoratra : DotMG
Nampiditra : DotMGDaty : 12/01/2022
Mpamangy : 304
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
Ohabolana fahafitoAza miandry ho masina!
Lafo vidy ny litera
Lozako
Alika manaikitra
Miarahaba an'ilay tafiditra
Tana
Asa izany ... tsikintsika.
Hafahafa koa...
Ompa tsy mahafaty