BIENVENUE MONSIEUR LE CONSUL (endrika01)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
BIENVENUE MONSIEUR LE CONSUL



On est heureux de vous recevoir
Nous les jeunes de Madagascar
Ce jour restera dans nos memoire
On oublie tout le retard


Bienvenue dans notre communauté
Ouvous accueillent tant de volonté
Oublié ladifference Mada/car-Liban
Marchons ensemble,allez de l'avant


En regardant nos deux drapeaux
J'ai oublié les couleurs de peaux
Blanche, Rouge,et Verte
C'est le signe de la découverte


Les différents pays et cultures
N'empêchent rien,c'est une armure
Les langues arabe et malgache
Un peu difficile,Ça peut nous fâche


Si entre nous il y a des efforts
Ils ouvrent vite la possibilité
Les franÇais est là comme un ressort
C'est un échange en réalité


Nous prions le bon Dieu
Qu'il vous guide à chaque instant
Au travail,dans chaque milieu
Avec joie de nos jours durant.
--------
Rohy:
2263 4
Hevitra mandeha
endrika01 ( 09/03/2008 16:39)
ity tononkalo ity dia nosoratako manokana hoan'ny consul vaovao ny malagasy eto Liban,izay nihaona tamin'ireo malagasy maromaro ihany(teo amin'ny zato teo na mahery lely)androany 09Mars2008,tao amin'ny efitrano malalaka ny église Notre Dame Des Anges à Badaro,ho fahatsiarovana ny fihaonan'ny Malagasy niaraka tamny voalohany!!!(daholobe mitambatra na efa nisy ireo izay efa nihaona taminy ny mpiandraikitra fa zahay tamba-be dia natao androany!!!!Nahafapo tokoa ny laha-teny izay nataony ny amin'ny fiaraha-miasa aminay Malagasy eto Liban,indrindr a hoan'ireo manana olana hoy izy dia miantsoa!Io no tononkalo kely mba vitako,avy @ fo,afaka mamintina ny tiana hambara rehetra!!!tsy mahamenatra ahy satria niezaka aho ny namitina ny tiako ho ampitaina!!!dia mbola nomeko an'Atoa consul ho fahatsiarovana ny fihaonana voalohany t@ ,rehetra na tsy ny Malagasy manontolo aza!!!(nataoko anaty cadre tsara mba ho hataony ao @ biraony,na ao aminy!!!)
maeva74 ( 10/04/2009 17:19)
Tadidiko izy iny dia misaotra anao
endrika01 ( 31/05/2009 15:13)
maeva74>mhhh! zany o! dia mba tianjy ve lou e!
oliviah ( 12/07/2009 07:14)
endrika01>salut grand asio hafa ndray e!
endrika01 ( 12/07/2009 08:04)
Oliviah> tsy taitra -ndry,26jona ny Malagasy any Liban nge

ny 12Jolay 2009 é,:D
endrika01 ( 01/08/2009 08:42)
Azafady,fa misy nifandiso kely! Lay voalaza etsy ambony.Fiaraha-mivavaka hoany Firenena fa tsy fankalazana ny 26Jona akory.Zany hoe,vavaka no natao mba hiverenan i Madagasikara aminy toerana mendrika sy sahaza azy,ary ny ahitana vahaolana matotra sy mahomby entina hampandroso an i Firenentsika ,izay latsaka anaty olana goavana !
endrika01 ( 01/08/2009 08:43)
Azafady,fa misy nifandiso kely! Lay voalaza etsy ambony.Fiaraha-mivavaka hoany Firenena fa tsy fankalazana ny 26Jona akory.Zany hoe,vavaka no natao mba hiverenan i Madagasikara aminy toerana mendrika sy sahaza azy,ary ny ahitana vahaolana matotra sy mahomby entina hampandroso an i Firenentsika ,izay latsaka anaty olana goavana !
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0099