Ankoay Mitia Mikolohasina
Tovolahy vao erotrerony, vao in-20 voka-goavy i famaky. ANDRIANARISOA Nirina Serge Michael no tena anarany. Mpiaina sy mpandala ary mpanandratra ny fomba sy ny soatoavina Malagasy izy. Aleo tsy atao hoe mpikabary fa mpitondra ny teny nentin-drazana fa lafatra loatra izany mpikabary izany koh! Mbola mpianatra ary taona faharoa eny amin'ny anjerimanontolon'Ankatso, sampam-pampianarana "Sociologie". Mipetraka eny Mahamasina.
Hametraka hevitra
Midira alohaSary
Hampiditra saryMombamomba
Nampiditra : famakyDaty : 24/05/2013
Mpamangy : 2764
Mankafy : 0
Ankafizo