Tononkalo iray! (Fiaritiana)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tononkalo iray aky atolotro ho an dry
Atolotro amin ny fo arahim pitia
Tsy vidim-bola akory ny famakiana azy
Tsy mila valiny koa, tsy mba mila tamby

Tononkalo iray lesy atolotro ho an ialahy
Atolotro an kafaliana tsy amin ahiahy
Raha mba mety ianao anio
Ndeha ny asa soratro vakio

Raha tsy misy anao mpamaky
Aiza no handeha hafafy?
Ireto mba soratanako
Mandehàna haingana malalako

Fev 2006
--------
Rohy:
Sokajy : Aingam-panahy
3311 1
Hevitra mandeha
Mandefitra ( 06/02/2006 05:00)
Misy mpamaky foana ka, sady tsara be.Mankasitraka
fiaritiana ( 06/02/2006 15:40)
misaotra anao nankasitraka ry namana a!raha ianao aloha dé antenaiko tsara fa hamaky azy e! sa tsy izany??hihi
lotus ( 01/03/2006 17:03)
Tsara be izato izy...Je vous souhaite une tres bonne continuation.
fiaritiana ( 01/03/2006 20:31)
misaotra betsaka lotus @ fankasitrahana sy @firariana
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0106