You are here: home > Vetso

ASA IANAO RAHA MATSIKARITRA - FRANCIS TURBO

Azo vakiana?

asa ianao raha matsikaritra
fa ao aminao dia misy faritra
izay mbola tsy nokasin-dalitra
ka raha lalaovina maharitraritra
ka tena hita fa mafinaritra

Sokajy : Aingam-panahy

Mombamomba

Mpanoratra : FRANCIS TURBO

Nampiditra : heriy
Daty : 16/05/2017
Mpamangy : 9818
Mankafy : 2

Tononkalo hafa

Ny Fahasambarana