AZA TEHAFINA - Fredy Jaofera
Azo vakiana?
AZA TEHAFINA
Rehefa tsy hilaza ny Marina,
aza tehafina re ny lainga
fa tsy mahasoa velively :
'zay diavina ho feno harina,
ho nofy ny havadi-bainga,
na dia andraikitra kely.
Fredy JAOFERA
Mombamomba
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 16/08/2022
Mpamangy : 124
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
HIPOITRA NY KINTANASAINA AMBANY
HABOBO
MIREMBY
VOLA NY FOTOANA
ANDOSIRO
NY POLITIKAN'NY TROSA
NY TENY MISY FANAHY
NY OTA
NY TORITENY