IZY DIA NIHEVITRA - Fredy Jaofera
Azo vakiana?
IZY DIA NIHEVITRA
Izy dia nihevitra
fa itoeram-pahasoavana
ka indro tezitra
nahita ny ahy goavana !
Izy dia nihevitra
fa nitobasam-pitahiana
ka jereo ny efitra
fa tsy ananam-pitoniana.
Izy dia nihevitra
fa be vola aman-karena
ka tsy nilefitra
nahita ny ahy tsy nihena.
Izy dia nihevitra
fa ilay hahavita zavatra
matoa re tefitra
sy nanambany fatratra.
Fredy JAOFERA
Sokajy :
ahy, Aingam-panahy, Alahelo, Eritreritra mandalo, Fahatsiarovana, fananarana, fiainana, Fiaraha-monina, Fiononana
Mombamomba
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 29/12/2021
Mpamangy : 179
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
REHEFA MAHORYTSAROAKO FOANA
NY POETY (2)
NY FAHATSORANA
SAFIDIM-PIRENENA
SAKAFON-TSAINA
TSY MISY AFA-MAINA
AZA IFIKIRANA
TSY MANAN-KATEZERANA
NY HATEZERANA