You are here: home > Vetso

NY SAKAIZA - Fredy Jaofera

Azo vakiana?





NY SAKAIZA





Ny sakaiza
dia fianakaviana
voafidintsika
afa-mitaiza
ny firahalahiana
tsisy tomika.




Fredy JAOFERA


Mombamomba

Mpanoratra : Fredy Jaofera


Nampiditra : 3004
Daty : 17/05/2020
Mpamangy : 368
Mankafy : 0

Tononkalo hafa

AFO
'TY FITIAVANA 'TY
ANARANA
REHEFA MINO
NANDRITRA NY NITIAVAKO
TARARAKA ANEFA...
FIALOFANA
NIZAKA
TONGA ALOHA
VERY ANDRO