NY VORO-MISERANA (Fredy Jaofera)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
NY VORO-MISERANA





Ny voro-miserana,
mankany amin'ny hazo
rehefa manidina
fa te haka toerana
hampihaino 'rony vazo
toa miaka-midina.





Fredy JAOFERA
--------
Rohy:
441 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 13/08/2022 23:57
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0147