RANOMASO MANGIDY - Fredy Jaofera
Azo vakiana?
RANOMASO MANGIDY
Misy ranomaso mangidy
mijoy toa patrakala
rehefa manana ratra ;
ny ora tsy manan-tsafidy
ka mainka mijoala
'rony sedra nihatra.
Fredy JAOFERA
Mombamomba
Mpanoratra : Fredy Jaofera
Nampiditra : 3004
Daty : 16/08/2022
Mpamangy : 191
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
MAFY TORIMASOMIANARA
OMEO
AM-PITIAVANA
REHEFA TSARA IANAO
INDRAY LOHATAONA
AZA MIARAKA AMIN'NY ADALA
HIPOITRA NY KINTANA
SAINA AMBANY
HABOBO